Lasa (Bryce Hes ESDI)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mbola ho lasa ny ho avy
Ny lasa iny efa lasa
Ny ankehitriny moa ahoana?
Fa tsy izay monja dia efa lasa.

Mandeha ny fotoana tsy azo tanana
Tsy hay ajanona, tsy azo sakanana
Aleo ny tokony atao no vitaina
Sao maty manenina sy hangaina.
--------
Rohy:
1036 0
Hevitra mandeha
Zozoro ( 08/01/2009 21:26)
Izay tokoa no fahendrena...

Mankasitraka

Zozoro
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Bryce Hes ESDI
Nampiditra : sams
Daty : 06/01/2009 19:50
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0127