ny any ampiangonana (H.J Myrai)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
raha fijejojeoana no alehanao any
aleo dia mijanona ao atrano ihany
fa ny ampiangonana natao hivavahana
fa tsy fampiderana fiankanjo amin'ny namana
raha fireharehana no alehanao any
maninona moa mpanota eny ihany e
fa ny any ampiangonana natao hanompoana
sy iangonan'ny manam-pinoana
ka aleo ts mandeha raha hampidera harena
fa ny any ampiangonana ange tsy eny antsena e
manko toerana masina manana didy
tsy sanatria hoe handafo sy hividy
ny tanjona hiankarana ho any ampiangonana
fa tena hivavaka aneho fahavononana
myrai
--------
Lien:
Catégorie : Vavaka
1498 2
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : H.J Myrai
Inséré par : celestinmyrai
Date : 22/05/2015 19:20
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0114