Hevitra momba ny Parle moi
Hiverina amin'ny Parle moi
Arimalala (
10/11/2004 11:18)
tsara le tononkalo fa tokony ezahinao hosoratana @ tokony ho izy ny teny rehetra zany hoe mba tsy asiana diso tsipelina e
mazotoa manoratra fôna ho vakianay fa zahay tsy mba manan-talenta @io zavatra io
mazotoa manoratra fôna ho vakianay fa zahay tsy mba manan-talenta @io zavatra io
