Hevitra momba ny Ady lava

Hiverina amin'ny Ady lava
Arofanina ( 27/06/2015 15:39)
Ny vodi-sobiky aza manan-tandrify
Mbola any ny anjara fa mbola tsy dify
Aoka tsy ho kivy fa manantenĂ 
Dia ho tojo ny sila-panahy
dadatsima ( 06/01/2017 01:00)
misaotra nampionona e
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091