IZAY TIA ADALA (dahfara)

Nantsain'i ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsaroako tena màzana
rehefa mba mitazana
ny faravodilanitra @ andro harivariva

F'ilay endrikao mamiko
toa indro mitsiky amiko
no sady toa miresaka @ feonao ivaiva

Ampoto-tsofiko ao
izao no lazainao ;
avia aty malala , aza misalasala

dia akimpiko ny maso
izay kotsan-dranomaso
ka vaka izany saiko,izay tia tokoa adala !!!
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1047 1
Mpakafy: dahfara
Hevitra mandeha
dahfara ( 06/06/2013 18:29)
nosoratako ho an'ireo mpifankatia misara-toerana
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : dahfara
Nampiditra : dahfara
Daty : 06/06/2013 18:26
Antsantononkalo
Nantsain'i ikalamako
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138