Hevitra momba ny Raha mba fantany
Hiverina amin'ny Raha mba fantany
kiriah (
28/03/2012 12:02)
tsy ratsy!
missylvie (
29/03/2012 08:37)
Na dia mafy sy mafonja aza anefa ny ady izay hoatrehina, ho sanatriavina @ko ny ho kivy na ho ketraka... hitraka aho, hiady mafy ka hiotra, ny hany masaka ato antsaiko dia: rahampitso aho mba hifaly
danielR (
29/03/2012 13:20)
msaotra indrindra
hery (
11/04/2012 08:09)
Sarotra fa tsy impossible
danielR (
17/04/2012 13:28)
tena marna
