zoky be rendrarendra (doda)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
etsy nge ianao ra zoky e
anga tsy tazanao zao fiananana @ izao fotaoana izao
to milaza fa tsara ny vola sy ny harena ao anaty ao
ka kololikoly sy ny halatra hanitry ny fiainanao


raha diso lalana ianao de tsaraovy ilay ray ao ambony ao
fa izy no hanapy anao sy ampisokatra ny fona
nefa aza adino fa ianao no safidy ny lalana ombanao
na hakasitraka ianao na hanalavitra ilay tena fianiana ao


raha fitia no maha ory anao tsarovy fa izy hanome anao
sanatria tsy sangisangy na kilalao fa tena te hizara amainao
hatolory ny fonao mba hanamboarany ny ao anatinao
tonga izy hanasitrana sy hitabo ny olana ao anatinao ao

doda
--------
Rohy:
Sokajy : fiainana
1427 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : doda
Nampiditra : salema
Daty : 24/04/2010 06:28
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0091