You are here: home > Vetso

MAHERY ILAY ZVT MIAFINA AO ANATY AO - Dox


NA MIAFINA AZA NY AO ANATINAO AO
DIA TOY NY ZVT AZO FANTARINA EO IMASONAO
KA NA TSY LAZAINAO AZA DE VOAVAKY TSOTRA IZAO
ILAY ZVT ATAO IZAY EZAHINA HAFENINA


IO ZVT MIAFAIANA IO NO MANERY ANAO
HILAZA NY TSIAMBARATELO AO ANATINAO
KA NA HAFENINA AZA DE MIBARIBARY ENY FONA
NY MARINA AO ANATINAO

JEREO NGE NY ENDRIKAO TO TE HILAZA ZVT
HAFALINA VE SA FAHORIANA AOKA IANAO NO HILAZA AZY
DE HO SANATRIA VE HAMITAKA ANAO NY ENDRIKAO
SY IZAY HALOAKA NY VAVANAO KA FANTARO


NY MASO ADALA RAHA MIBAJINA ANAO
FA AOKA NY TANTARA NY HILAZA NY AO ANATINAO
KA AZA OMENA TSINY RAHA TOA KA NISAFIDY ANAO
SATRIA NY FOKO NO MILAZA NY AO ANATIKO AO


doda

Sokajy : Fitiavana

Mombamomba

Mpanoratra : Dox


Nampiditra : salema
Daty : 24/04/2010
Mpamangy : 11623
Mankafy : 4
Ankafizo Azo vakiana?

Tononkalo hafa

Rivotra aza aho...
Ao....
Misy
Teo amin'ny valsa
ANTSO
ASA IZANY...
Asa Izany
Indro...
Tafatoetra
Atataovy ...

Hevitra mandeha

salema (24/04/2010 08:16:36)

miandry ny hevitrao sy ny tsikeranao

Skual.R (20/07/2013 18:09:35)

Dox v no nanoratra an'io?

narasoa (18/04/2015 15:09:06)






tsara!

salema (20/06/2016 14:49:52)

tsia dox no manoratra tiako de io no voasoratra fa efa nahitsy io i iihhihi

Hametraka hevitra

Midira aloha