Hevitra momba ny Anoloan'ny sarinao

Hiverina amin'ny Anoloan'ny sarinao
kabatritra ( 28/08/2005 15:11)
Asa raha tokony hosarahana amin'ny asa-soratry ny vao miana-mandeha ny an'ireo matihanina ngezalahy toa an'i Dox. Raha homeko isa 5 ity dia ho sanatria ve hitovy lanja amin'ny an'ireo vao miana-mandeha nahazo isa 5 ? Tsia !
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.018