TSIKITSIKY (Durman)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSIKITSIKY,
NA FALY,NA MALAHELO AHO DIA EO FOANA ILAY TSIKY
SATRIA IZY MANEHO NY ENDRUKA HARAVOANA REHEFA HITAN'OLONA MITOKIKY
NEFA AMBADIK'IZANY METY HO: FASAHIRANANA,HAKIVIANA
FA AFENIKO AMIN'NY HAFALIANA

TENA HOE!
MANOVA ENDRIKA AN'OLONAN-DREHETRA IZIO
ARY METY VOAFITAKA IANAO RAHA TSY MAHALALA AN'IO
SATRIA MANKO,TSY IZAY REHETRA MITSIKY DIA RAVO NA KOA HOE FALY
FA MISY NY HAFA ZAO D'MITSIKY FOANA NA EO AZA NY JALY

NY VIDIM-PIAINANA ANIE EFA MIAKATRA EH!
DIA IZAY MITSIKY HONO TSARA TARE EH!
IZANY INDRINDRA MAHATONGA ANAY MIMEHY
MBA MANIRY LAVA ANDRO IAINANA TAHAK'NY ZOKY BE

NY FASAROTAM-PIAINANA KOA DIA MANAO NY ATAONY
BEDIABE MIPOPAKA SY MANONTANY HOE''efa izao mihitsy ve no ataony?''
SOA FA TEO ILAY FITIAVAKO,AN'ILAY TSIKITSIKY
ZAY MAHATSOTSOTRA KELY NY FIAINAKO,
TSY MBOLA NAMITAKA AHY KA ATAOKO AMIN'ANDROM-PIAINAKO

MISAOTRA ANAREO IZAY MBA TIA AN'ILAY'' TSIKITSIKY''
HO LAVA ANDRO IAINANA ANIE IANAO RY BE TSIKY
MIRARY VOLA SY FASALAMANA HO ANAO EH!
ANDRIAMANITRA HOMBANAO SY NY FIANAKAVIANAO

Mpanoratra: DURMAN...
--------
Rohy:
Sokajy : FALY
74 0
Hevitra mandeha
Durman ( 15/04/2024 14:11)
https://vetso.serasera.org/tononkalo/durman/tsikitsiky
hery ( 15/04/2024 17:21)
Fa nahoana no natao SORABAVENTY TOA IZAO daholo? Sa tezitra?
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Durman
Nampiditra : Durman
Daty : 15/04/2024 13:42
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.013