Commentaire à propos de Hetraketraka

Revenir à Hetraketraka
Miarantsoa ( 18/12/2004 19:22)
I Elie Rajaonarison io fa fantatro!
Tiako loatra io mpanoratra io !
Mahazo isa 5 no mhoatra izy
andriary ( 21/12/2004 12:03)
tsara!tsy teny hafa ilazako azy!
hasiniony ( 24/12/2004 16:58)
NB: Io no tononkalo ankafizoko indrindra (Elie Rajaonarison)
Simpona ( 18/05/2006 13:30)
Tsaroako tsara ny nahitako ireo andalana efatra voalohany ireo voalohany indrindra
Tena akafiziko tokoa io tonokalo io
RAILOVY ( 11/10/2006 06:26)
tena tiko le tononkalo e, tsisy ambara fa babo aho. railovy
ledada ( 28/11/2006 10:31)
anio aho zany vao nahalala ho "hetraketraka " ny lohatenin'io tononkalon'i Elie io e!
ilay andalana 4 voalohany ihany no haijko tsianjery. misaotra an'i hasiniony nampiditra an'io eeeee! mankasitraka an'i Elie koa!
Nyakosombinaina ( 18/07/2017 07:21)
TSARA
AZTECA ( 03/09/2019 12:44)
gaga aho fahiny isaky ny nanatrika ny antsan tononkalo rehefa alarobia hariva tao am' cgm; hoe iza ary moa ity rangahy somary lava2 volo amprahatoka ity...
♫ ♪ ☼ ►
tena nananany ilay talenta! mankasitraka e.
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0126