Mpinamana... (Elysé Azrael)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mpinamana isika roa,Nifampibedy, nifampihanta,
Tsy nifanafina izay tao am-po,
Nifampizara ny masaka sy manta...
Iray kilasy, iray tanàna,
Mety ho iray fo koa angamba...
Mpisakaiza tsy nifankafoy,
Na ho aiza dia nifanjohy,
Izaho sy ianao:
Tsy nifandao...
--------
Rohy:
Sokajy :
Eritreritra mandalo - Aingam-panahy
Mpakafy:
Azrael666
