Hevitra momba ny HADINONAO NY LASA

Hiverina amin'ny HADINONAO NY LASA
ricardo ( 10/10/2008 19:43)
Ny fitiavana ve? tsy mba toy ny ketsa ka azo afindra
Fa toy ny diha, ka raha misy ny olana azo arindra
endrika01 ( 13/04/2009 12:40)
eeehhhh,raha manana toen-tsaina toy an'i ricardo doly ny mpifankatia
angamba tsisy tsony ny
hijaly aram-pitiavana.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0097