Mangetaheta, aminao! (fafah2007)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Feno dia feno ny Fo mitantara,
Feno tokoa ka tsy hita intsony izay ambara
Raha mbola misy dia hiantraika any am-para,
Ilay fitia tena mamy, anefa tsy anjara
Tiako ianao, tianao za,
Ny ahy naborako, enao tsy sahy
Notsofin-drivotra eny amoron-dranomasina,
Nefa tsy niparitaka, satria fitiavana marina
Zakaiko mitsangana fa tsy mipetraka,
Satria ilay fitiavana, lanja mavesatra
Tsy kivy ny Fo, ary tsy very ny finoana,
Izay ilay niaretako, ary ny nofiko tsy ho foana,
--------
Lien:
Catégorie : fiainana
957 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : fafah2007
Inséré par : rfabien2012
Date : 22/01/2013 12:49
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135