Hevitra momba ny RY FANADINOANA

Hiverina amin'ny RY FANADINOANA
IaroMalala ( 10/07/2013 06:51)
Ny fanadinoana?
Tsy zaza matory io ka safosafoina
Dia mety ho rendrik'izay torimaso!

Miandrasa kely de ho avy @nao ilay fanadinoana zahavinao!
fanasina7 ( 11/07/2013 07:22)
:p tsy ratsy ndray zan filozofianao zan an :) le miandry miandry ian, fa le ftoana mirirotra be otran elastika no olana be :p
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093