Raha izaho no andrasako (Fanilo R. A.)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha izaho no andrasako hamaha ny fatorako
Dia ho foana ny ezaka rehetra hatao.
Fa raha misy mpanavotra hanafaka ny olako
Dia ho maivana ny entana entiko izao.

Tsy misy fiadanana azo antenaina
Raha mbola voageja ny fo sy ny saina,
Fa misy Mpamonjy izay azo tsaroina,
Dia 'lay Iray izay nietry sy nisolo voina.

Maivana, tony ary faly ny foko
Rehefa nandre ny Vaovao Mahafaly.
Fa nitondra fiadanana ny Olona inoako,
Dia Jesosy, Ilay nanavotra ahy tamin’ny ràny.

___

Fanilo R. A.
16 jona 2022
--------
Rohy:
333 1
Mpakafy: Faneel
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fanilo R. A.
Nampiditra : Faneel
Daty : 16/06/2022 17:40
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0693