Hiafiako ... (Fenomanana Mahefasoa Jonah)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
I zany fiainako e, indrisy
to a fijaliana lalandava
Raha fifaliana aloha dia tsisy
fa dia alahelo lava

raha NY fiainako taloha
dia to a nanjary nofy ihany
ka tsy avelako ho lo
ireo izay nahitana mamy

raha ny fiainako izao
dia tsy vitamin-po onena
ka mila Henry anatiko ao
mb ahitako famonjena

indrisy,fiainako I zany
izay nanome areti-po
ka ventesiko hatrany
hiafiko izay hanjo
--------
Lien:
Catégorie : Alahelo - fiainana
789 1
Fans: james15
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Fenomanana Mahefasoa Jonah
Inséré par : james15
Date : 06/06/2015 13:46
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
Autres poèmes
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137