Hevitra momba ny FISARAHANA MANDRAKIZAY

Hiverina amin'ny FISARAHANA MANDRAKIZAY
hery ( 10/08/2013 16:17)
Ny tononkalo dia anisan'ny kanto, zava-kanto... ka tokony hifandrindra amin'izay ny tononkalo soratana.
Tsy voatery hisy rindra na gadona fa farafaharatsiny mba miezaka eo amin'ny tsipelina
FENOSOA2 ( 20/08/2013 14:15)
slm? mb afaka andfsnw exemple kely ve za azfd
hery ( 20/08/2013 14:20)
Ohatra amin'ny inona izany?
Azonao jerena ireo tononkalo ataon'ny ngeza tahaka andry Rado sy ry Dox :-p
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0335