fitiavako anao (Fenosoa)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
omeo fanadinoin ny las a
hanasitranak ny ankehitriny
omeo fitiavan vaovao hatrany a
hanadinoak ireo fahin
ekek f mis ny fanadinoan
ireo ts tadidik sy ireo ts tsaroana
indrisy ry alin nigogogogoana
nanjary fatsiarovan ts hay adinoan
angamb tsy anjaran'ireo tsaroak ny adin
nh izy mbl msisik kl ao an-tsain
ataok aona nef ny ts hino
hoe ianao no hitondr ilay antenaina
hoezahik adinoin ny lasak rehetr
satria mamel takaitra ts voakasa
ary nh n ftiavak anao ts manapetr
no anadinok reo holatry n las
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1471 1
Mpakafy: einna
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fenosoa
Nampiditra : einna
Daty : 16/03/2016 16:50
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0379