alaeloko (Fenosoa)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
atramin'izay na dia tsy nitokisana aza aho
dia niezaka hatrany nanaja ny fitiavako anao,
ankehitriny nefa toa tsy mba manandrariny mihitsy aho,
diso lava, tsy itokisana, tsy afaka miteny

niezaka hatrany aho mba
nilaza ny marina kanjo fahoriana hatrany no azoko
ankehitriny manjary halako ny marina
satria matahotra aho, mataotra ireo ady ho foroninao fa ahy

ka nanaiky ilefitra ny mariko,
mba ho fiarovana ny fitiavatsika,
tsy hiseho intsony izy
satria hotazoniko ho TSIAMBARATELOKO

dia miala tsiny aho raha namorona fo iray
fo izay nataoko mba amborahako
ny alahelo sy ny tariny
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo
925 1
Mpakafy: einna
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fenosoa
Nampiditra : Einna
Daty : 11/11/2016 07:22
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1581