Hevitra momba ny Fitia hafa kely
Hiverina amin'ny Fitia hafa kely
Ange (
19/03/2004 02:42)
Raha namaky ity tononkalo ity aho dia ohatra tonga saina be hoe mifanaraka @ fianako le izy, saika latsaka mintsy aza ny ranomasoko.
Zah manokana aloha dia tena mankafy ilay izy e!
Zah manokana aloha dia tena mankafy ilay izy e!
fetra (
14/05/2004 19:33)
Misaotra anao ry Ange
Aza mitomany fa fifannandrifin-javatra avokoa ny fiainana.
Aza mitomany fa fifannandrifin-javatra avokoa ny fiainana.
