Hevitra momba ny Tiako ny taniko

Hiverina amin'ny Tiako ny taniko
nikopol ( 10/05/2005 15:17)
fiaritiana maninona ianao zany ? lasa ngeza be le soratra ?
sa tiana loatra ilay tany ? lol
fiaritiana ( 11/05/2005 14:33)
malahelo sady tia loatra ny tany e
nikopol ( 12/05/2005 10:24)
andao ande vakansa ary e !
fiaritiana ( 12/05/2005 14:11)
tsy afaka amin ity fa mi boss be
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1171