Hevitra momba ny Tsy avelako kosa anefa....
Hiverina amin'ny Tsy avelako kosa anefa....
fiaritiana (
16/11/2005 12:03)
somary mampime ihany ny farany fa aingam panahy daholo reny e!
proost (
21/11/2005 11:25)
tena tsara ny sangan'asanao dia misaotra t@ fankaherezana eee!!
ho tahian ny tompo
ho tahian ny tompo
fiaritiana (
21/11/2005 14:00)
dia misaotra anao koa zà an!!
lapino (
30/11/2005 15:57)
Ilay tena farany io anefa no tena itiavako an'ilay tononkalo! Ohatra ny tena hita mivoaka avy aminao mihitsy ilay hoe: Pas touche!!!! ;)
fiaritiana (
30/11/2005 20:48)
tena marina izany, rehefa tena tia dé tiana hoarovana foana ilay tiana!!
