Ianao (Fo)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
im-polo malahelo
in-jato mitomany
...tsiky indray miserana
dia noho ianao ihany

Ny fitiavan-tsika mantsy
tsy hita hoe maharitra
tsy hita hoe ho rava
Fa sento... mahafinaritra!

Fahorina nefa mamy......
Dia ianao izany
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
915 0
Hevitra mandeha
pissoa ( 06/09/2007 16:48)
titiko zany tononkalo zany ! misaotra o
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fo
Nampiditra : kofaakama
Daty : 06/09/2007 11:18
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0259