Ry tovovavy (Fo)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ry tovovavy

Raha tia azy ianao
ka maniry mba ho tiany.
Aza mila resaka aminy
fa alaviro lavitra izy.
fa raha toa ianao ka maminy
ho lazainy anao ny faniriany.

Aza asiana resa be
sy sangisangy lavareny.
Tafa lava mankalao
fa tsiky kely antsipy ho azy
ny fony hisokatra ho anao
Ka ho fitiavana no homeny

Ny toetra tsara no maha-vehivavy
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1061 1
Mpakafy: fanamps
Hevitra mandeha
shumpeter ( 13/12/2007 15:34)
toro hevitra izany a! tsy ratsy kà!misaotra e!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fo
Nampiditra : kofaakama
Daty : 10/09/2007 10:11
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136