RØzâh (Fredi)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiko mandrakizay enao ry malala, ny fitiavako anao mbola ampina fa tsy analana RØzâh.....

Tena tiko tontolonao, na ambony na ambany, ary ra tarafina ny ato apoko de tsisy afatsy enao iany.....

Enao leh nandalo nanaitra ny foko,
sanantry enao ho ariko na ho soloko, babonao tanterako zaho ry malala.....

Enao leh maminy ko ra mbola eto antany de tsisy masolo anao ilay pandraka ny foko, na iza tsy na iza anaratsy de enao iany nene eh (#JE T'AIME RØzâh)
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
700 2
Hevitra mandeha
Mannhery ( 24/02/2019 07:50)
Tsara be aky ny Asa soratranao. Sady hainao mihitsy ny mampanintona azy. Merci!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredi
Nampiditra : fredikelli.com
Daty : 23/02/2019 09:51
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138