RØzâh malalako (Fredi)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RØzâh na maro ny tsara enao tsy atakalo enao leh tiko safidiko tao anaty ny maro...

Chr enao leh nambabo ny foko atrizay, sanatry enao ra ho soloko, enao iany le nanaitra ny saiko, ka tsisy masolo anao ra mbola eto antany....

Pisoh na mifanalavitra aza isika de zaho tsarovy fa ny fo tsika roa, mirary iany tiko enao tena tiko na ny aiko foko ohanao...

Chr ze mikitika anao de ataoko mamay, fa ra fitiavanako mety afaty zaho de tsy maninona fa zakaiko,, fa ze mikitika anao otran'ny mikitika ny aiko.....
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
962 1
Mpakafy: Doverabiclo
Hevitra mandeha
raims randriamalala ( 25/02/2019 15:42)
miarahaba an'i fredi, mino kosa aho fa mahazaka fanitsiana tsipelinteny ianao matoa mandefa sangan'asa ato e! izy ity manko natokana sehatra iray hanabeazana olona iray mba hahay hitandro hatrany ny teny malagay madio rano fotsiny, mafinaritra anefa ianao tia manoratra sy te-hizara ny talentanao, noho izany fampianarana ny mpamaky rehetra izy ity ka mila fitandrona mandrakariva ny resaka asa soratra indrindra ny tsipelinteny izay maha teny malagasy ny teny malagasy, ka raha sitrakao dia aza mampiasa fanafohezan-teny mihitsy, misaotra anao sahady manaiky hahitsy o!!!
ikalamako ( 27/02/2019 12:46)
ombaiko manana ny hevitr'i raims. Asa na nahita ity hafatra ity ianao Fredi. Manjary voatery handray fepetra ny mpiandraikitra raha toa ka tsy nieritreritra hanao ezaka hanoratra madio ianao. Zavakanto ny tononkalo, tokony ho kanto araka zay anarany izay.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredi
Nampiditra : fredikelli.com
Daty : 24/02/2019 18:38
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0171