AHAFANTARANA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AHAFANTARANA




Aza ikimpiana
izao fananarana
hatrany am-para :
amin'ny fahoriana
no ahafantarana
ny olona tsara.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
58 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 24/03/2024 21:50
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0158