AIZA IANAO ? (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AIZA IANAO ?




Vitsika momba kitay,
Onja mitopa indray,
Aiza ianao, aza fady,
Hafahafa ka mitady ?
Iriko ange ny ho any,
Raketo etoana izany ;
Afero izao, ry tiako,
Nanala ireo fifaliako,
Alahelo mifono fitia.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
412 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0113