AKORISAKO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AKORISAKO




A Akorisako irony lasantsika
L Lakana tsy nentin'ny riaka
A Amin'izany, mbola mahory
H Hatreto, tsy mitondra tory ;
E Ekeko raha izao no anjara
L Lamina avela ho tantara
O Omena embona foana.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
277 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0193