ALAHELO (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ALAHELO Manorana ny aty ange
mila ho tomandavana,
hoy aho lavareny ;
izao alahelo mandeha
dia porofom-pitiavana
marina ombieny.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fisarahana - Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
