AM-PIFALIANA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AM-PIFALIANAAm-pifaliana
no anofisako anao
eto an-tsandriko
fa olon-tiana
nanova tao ho ao
ka dia andriko !
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy :
Fisarahana - Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
