AM-PITIAVANA (Fredy Jaofera)

(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AM-PITIAVANA





Indro kely ny hafatra
tsy mitomandavana
fa marina tanteraka ;
rehefa hanao zavatra,
ataovy am-pitiavana
dia tsy handreraka.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy: https://vetso.serasera.org/tonokalo/fredy-jaofera/am-pitiavana
189 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 01/02/2023 02:04
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.4498