Ampidiro aloha ny tenimiafina
AMIN'NY ORANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AMIN'NY ORANA Tiako ny mandeha amin'ny orana
amin'izay aho tsy tazana
rehefa mba mitomany,
na tsy hay izay lalan-kizorana
sy ny, hoe, fahavoazana
mety hahatankina ihany.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
