ANKEHITRINY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ANKEHITRINYAtreho aloha ny manoloana,
mihetseha rehefa miangavy
ho soa hatrany am-para ;
ny ankehitriny no fotoana
anangananao ny hoavy
hamirapiratra ny anjara.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
