Ampidiro aloha ny tenimiafina
ATOSITOSEHO (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ATOSITOSEHOAtositoseho
fa tsy isanareo
itony tenanay
ka mangaihay.
Atositoseho
f'izany rahateo
no tiana tokoa
sy ao an-doha.
Atositoseho
fa rehefa ho leo
hangina ho azy
toy ny voasazy.
Atositoseho
fa rehefa avy eo
ho vaky barara
ka hahita tsara.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
