AVY AMIN'NY LASA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AVY AMIN'NY LASA




Avy amin'ny lasa
no iainana ny anio
sy hibanjinana ny hoavy
fa afaka hanasa
ireny ratra, tadidio,
ho hafaliana be matavy.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
323 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0266