AZA KIVY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AZA KIVY




Aza kivy na malaina
raha manadala
ny esoeso ombieny ;
ireo tsy manan-tsaina
no mankahala
amin'ny ankapobeny.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
116 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 29/02/2024 12:01
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0154