EFA TAONA MARO (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
EFA TAONA MARO





Efa taona maro
no tsy ninoako intsony
fa manan-dreny izany
ny foko amam-panahy
ka izay nanafangaro,
nanampatra ny fony
fa marina eto hatrany,
ho tototra ahiahy.





Fredy JAOFERA
--------
Lien:
850 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0111