EMBONEMBONA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
EMBONEMBONA




Vavaka no indro mankany,
Orana no milatsaka ihany,
Ambony re ny sento tonga,
Haisoratra fa tsy somonga,
Ilaina hamihina marina
Rehefa fitia no takarina.
Ahoana irony andro taloha
Niondanana ve fa tsy roa ?
Aoka aho halahelo lalina.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
376 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305