ENY AN-TSISI-MASO (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ENY AN-TSISI-MASO




Eny an-tsisi-maso,
mbola misy ranomaso
mandena ny tarehy
tsy mba mihomevy
fa manana alahelo
ito fo mamelovelo
mampahory fatratra
raha toa manafatra
ary tsy mahay misava
fa mitoetra lalandava.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
276 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0116