FAFAZO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FAFAZO




Raha te ho sahirana
sy tsy tiana hanarina,
hoy ange ny foko,
fafazo ny halavirana
fa hojinjainao marina
ny fanadinoako.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
433 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116