FAHASAHIRANANA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FAHASAHIRANANA




Amin'ny saina mahitsy,
aza avela eto fa hajao
ny nampipoitra fiadanana ;
aza hadinoina mihitsy
hoe iza no teo aminao
fony tojo fahasahiranana.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
98 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 10/01/2024 05:28
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0149