You are here: home > Vetso

FAHAVARATRA (2) - Fredy Jaofera

Azo vakiana?





FAHAVARATRA





Ny andro mahatsiravina
fa mikotroka ny varatra
sy manoram-be, malala ;
mihintsana ny ravina,
ny tonga, fahavaratra
fa ny foko tsy miala !




Fredy JAOFERA