FAHENDRENA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FAHENDRENAFahendrena
ny mangina,
na volena
habibiana.
Fahendrena
ny mitony,
na omena
lonilony.
Fahendrena
ny mamela,
na nihena,
hoy ny ela.
Fahendrena
ny mirary,
na nekena
fa narary.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
fananarana - ahy - Fiononana - Fahatsiarovana - Eritreritra mandalo - Alahelo - fiainana - Aingam-panahy
