FAKAFAKAO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FAKAFAKAO




Fakafakao akaiky
fa Marina tsy voafafa,
na inona izay ironana :
ireo tsy manaiky
ny fiadanan'ny hafa
no manam-pialonana.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
345 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0122