FANAINTAINANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FANAINTAINANARehefa fiainana
ny tebiteby sy ahiahy
izay sarotra tenenina,
ny fanaintainana
no aingampanahy
andehanan'ny penina.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
