FANASITRANANA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FANASITRANANANy hoavy, azo ananganana
haravoana mijoala
fa aoka izao hazava :
raha mitady fanasitranana,
aleo kokoa re miala
tamin'ireo nandrava.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy :
Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy