FANOITRA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FANOITRA





Fanoitry ny ainga
hatramin'izay
izy iny vao bainga
ny asako iray.




Fanoitry ny andro
mavitrika ery
mahalala mitandro
vazo hatraty.




Fanoitry ny voady
voakolokolo
natao tsy handady
na azo asolo.




Fanoitry ny tena
tiana tokoa
tadiaviko hitsena
ka mazotoa.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
1097 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114