FEON'NY FIERITRERETANA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FEON'NY FIERITRERETANA




Raha indraindray izy mipararetra
ka tsy ahitany ny fahafinaretana
fa mijaly tsy mitsaha- mitomany,
azo andosirany ny zava-drehetra
afa -tsy ny feon'ny fisritreretana
amin'izay sahaniny eto an-tany.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
670 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012